|
|
|
|

Teny iditra1 hira masina
Singan-teny  2hira, 3masina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ny hira atao ho fiderana an' Andriamanitra, ka any antrano fivavahana indrindra no fanaovana azy. [1.1]
Ohatra  6 na antsa sy rary, hiramasina, fanononana tonom-bavaka iantsoana ny Zanahary sy ny razana ary ny tany masina. [2.508#]
Tovy hevitra  7hiram-piangonana

Fivaditsoratra  8 hira masina, 9 misahiràna, misahirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05